Misaotra Anao aho Kristy
Satria navelanao handray Anao
Nanaiky Ianao dieny tety
Ny fiainako manontolo omeko Anao
Misaotra Anao aho Kristy
Satria navelanao handray Anao
Nanaiky Ianao dieny tety
Ny fiainako manotolo omeko Anao
Kanefa anio tariho aho
Kanefa anio ampio aho
Mba ho eo akaikinao mandrakizay
Mba ho eo akaikinao mandrakizay
Mba ho eo akaikinao mandrakizay
Mba ho eo akaikinao mandrakizay
Midera Anao aho aho Kristy
Satria noraisinao ho zandrinao
History teny amin’ny fo
Ka hanao izay rehetra sitrakao
Midera Anao aho aho Kristy
Satria noraisinao ho zandrinao
History teny amin’ny fo
Ka hanao izay rehetra sitrakao
Ho Anao Jesosy, ho Anao irery ihany
Ianao tsy miova fa Ianao hatrany hatrany
Isaoranay Ianao fa lehibe ny fitiavanao
Tsy manam-pahataperana rah any herinao
Jesosy ô! Jesosy ô! Jereo ity zandrinao
Fa mitalaho Alinao sady miangavy Aminao
Satria fantatray fa Ianao no zokinay
Tolory Tanana aho, ho Anao mandrakizay
Zay, zay, zay, zay
Misaotra Anao aho Kristy
Satria ny lalako nialohavanao
Matoky ny fitondranao
Satria Ianao no nahatoy izao ahy
Misaotra Anao aho Kristy
Satria ny lalako nialohavanao
Matoky ny fitondranao
Satria Ianao no nahatoy izao ahy