Eo an-tananao ry Ray ny fiainanay
Eo an-tananao anio rahatrizay
Tsy hiova, tsy hiala aminao mandrakizay
Mba raisonao ho zanakao doria
Ho anao Ray, ho fanananao
Aza avelanao hangahiahy
Ho anao Ray, ho fanananao
Aza avelanao fa zanakao
Na tsy mendrika aza ny ho tonga zanakao
Ataoko ampy ahy ny ho mpanomponao
Ka diovy ho mendrika ny anaranao
Mba raisonao hanompo Anao ho doria
Mba raisonao hanompo Anao ho doria
Aza avelanao raiso ho Anao (Raiso ho Anao!)
Ireto zanakao miandrandra Anao (Miandrandra Anao oh ouh oh)
Aza avelanao raiso ho Anao (Aza avelanao, aza avelanao ry Ray)
Ireto zanakao miandrandra Anao
Aza avelanao raiso ho Anao (oh oh fihino an-tratranao)
Ireto zanakao miandrandra Anao (Vonona hanompo Anao)
Oh ouh oh! Mba ho fanananao
Oh ouh oh! Raiso ka hanjakao (Raiso ho Anao! Raiso ho Anao)
Oh ouh oh! Mba ho fanananao
Oh ouh oh! Raiso ka hanjakao
Ouh ouh ouh ouh
ouh ouh ouh (ho zanakao)
ouh ouh ouh ouh
ouh ouh ouh (ho doria)
Ouh ouh ouh ouh
ouh ouh ouh (ho zanakao)
ouh ouh ouh ouh
ouh ouh ouh (ho doria)
Ho tia Anao, ho tiavinao doria
Ho tia Anao, ho tiavinao doria