-ny tananao namihina ahy
Dia tsy ho afaka ao an-doha
-ireo sangisangy sy tambitamby
Tsy ho afaka ao am-po
-Mangina ny tontoloko raha voa tsy misy anao
Tsy mety ho voaafafako,ireo natao
-Ianao irery ihany no mba ao an-tsaina ao
Ka mitalao/raha azo atao
Ref:
-Irery aho (2)
Nilaozanao irery eto aho
-ka mitalao raha azo atao/miverena ianao
-Irery aho (2)
Nilaozanao irery eto aho
Ka mitalao miverena ianao/zao milanao
Na dia lavitra ahy ianao,manantena aho
Fa ts ho arinao,miandry ny fiverenanao
-ty foko mbola tia anao,tsy manadino anao aho
Naizanaiza misy anao
-Mangina ny tontoloko raha voa tsy misy anao
Tsy mety ho voaafafako,ireo natao
-Ianao irery ihany no mba ao an-tsaina ao
Ka mitalao/raha azo atao
-Irery aho (2)
Nilaozanao irery eto aho
-ka mitalao raha azo atao/miverena ianao
-Irery aho (2)
Nilaozanao irery eto aho
Ka mitalao miverena ianao/zao milanao