Na dia tsy ho anjara
Na tsy hiara-dia aza isika
NA @ zavatra hafa
Na @ lalan-kafa no hivily
Ho mpinamana no fanirianao nefa indrisy
Toa sampanana ka nizara ny lalantsika
REF:Ny adiady izay natao
Ny hanihany izay fanao
Sy ireo sangisangy ao an-tsaina ao e!
Ireo zavatra mba vita sy ireo toerana efa hita
Ireo hira sy ny sisa dia ampy ahatsiarovako anao
Amin'izao fotoana izao mba hafa ny lalanao
Ankehitriny kosa mba hafa ny lalako
Izaho anefa mino
F'ianao tsy hanadino toa ahy
tsy fanahy iniana
Fa tsapan'ny fo sy fanahy
NY adiady........
Ampy ahatsiarovako anao!