Bibilava sinambotra an-kizy ny foko
tsy tanana handrangotra
tsy tongotra hitsipaka
nefa dia manatena ho afa-toloko
raha toa ka omenareo
fitia tsisy fitaka
Asakasakareo raha sahy hietraketraka
efa babonareo vao hoe
aoka hipetraka
asakasakareo raha toa ka hamotika
avela hilofika
ny fanatenako oh
bibilava .....................