MIORENA
1) Tsisy adin-tsaina sy ahiahy
Fiadanam-po anaty e
Ny adim-piainana mafy
Ny Tompo no mitahy e
REFRAIN : Ilay andro voatondro
Hiderako anao iny
Izaho efa dodona
Raha azo atao, arosoy izy iny
Fa tsy tafatombina aho
Tongava faingàna indray
Tongava fa miandry aho e
Tongava hazavao ny saina
Handresy ny ratsye
2) Ny sakantsakana miandry
Izaho tsy maintsy ho any e
Ka mbola hiorenako hatrany
Ianao no tompon’ny ho avy e
Tongava faingàna indray
Tongava fa miandry aho e
Tongava hazavao ny saina
Handresy ny ratsy e
BRIDGE