Mino aho
fa eto ianao
ry Tompo Mpanjaka
miaraka aminay
zanakao ry ray
midera ny anaranao
indro atolotray
vetson’ny fanahy
avy ao am-po tokoa
fanandratanay ny Andriamanitray
raiso ny vavako
raiso ny saotrako
lanao nilaza hoe:
ianao nanafatra re
izay mifona sy mibebaka e
dia ho raisinao fa tsy mba mandà ianao