Tsapako fa banga
Foana ny tontolo
Tsy quoi anao tsy akeo
’Lay minitra mantsy feno , ny fo misento
Satria ro zatra mahita anao zah.
Tsisy raha manjary , zay atao jiaby
Karaha mitady mivezivezy tsisy tany hombany
mafy raha mahazo
ho very koa ah raha tsy misy anao zah ie ie
An-dalambe , dia iny alim-be
Tsy ary nisy koa fotoana ky tsy nahatsiarovako anao
tsy digny ny maraina babe eh
Anilanao no tiako , anilanao ihany no mahatsara zah baby
Anilanao neny , anilanao zavavy n’inoninona mety ho misy
Anilanao zah isan’andro
hiaro ilay tena fiankinanao
hifampizarako ny mamy sy ny mety.
Maro ny fahavalo , fitiavako anao tsy ho rava zany
mpandalo , nandrara , tsy nampifindra
tsy hampiova ny fitiavako anao aby raha zany
na firifiry , nangirifiry fitsapana maika koa
nitombo ny fitiavako anao
Tsy hay rarana , mahery mafana
efa hatram izay ianao efa ahy
anao no tiako , anao no ilaiko
anao ny faniriako namana amin ny ho aviko
ho vady tohan ’aina
babe eh .
Anao no tiako ....
Anilanao no tiako ...
Anao no tiako ...