O ry tiako ô!
tiako tiako anao
vinavina efa vita
sy masaka ny foko
ny hangala anao an-trano
Kinanjo chérie eh!
alahelo no hilazako
efa nandeha tany izahay
tsy nety mamanao rô
refrain:Haiko anao tia zao ooooo
eeee roy ye
aza adino tsiagne
mamanao tsy tia zaho
Haiko anao malahelo ooooo
eeeee roy ye
Aza mitomany tsiagne
Mangina fa tsy avy amiko
O zao malalako ô
aza kivy na entim-po
Ny vady hono
manam-pandehana ohatr'ohatra
fa ny havana tsy azo ariana
Ka nefa tiana ô
tadidio ary aza adino
misy ohabola-mifanohitra
amin'izegny aminay agny
"vitam-bady tsy vitan-kavana"
refrain(2)