Tsy afaka hitia o tsy afaka hitia
Ny olona rehetra ety an-tany
Raha tsy Jeso o raha tsy Jeso
No efa nitia anao taloha nitia anao
Réf: Tsy zavozavom-pitiavana ny Azy
Tsy saritsarim-pitiavana ho lo
Tsy fitiavana mihtsaravelatsihy
Fa fanolorana aina oo zany ka fitia
Inadraindray o indraindray
Toa mankahala avokoa izay topaza-maso ety
Tsarovy anefa o tsarovy fa
Jeso mijery tsy mandao mitia anao
Aut&comp: Lili