ny foko no mifaly fa navotanao
Voaheloka ho very fa nafahanao
Nomenao koa ho lovako ny lanitra
Fonenan' ny voaavotra
Tsy ny ety no hifaliako
Fa zava-poana raha ny ety
Jesosy no andrasanao ry fo
Ary an-danitra ary
Kanefa izaho tsy mahay miomana
Raha mbola manodidina ny olona
Ny aizin ny ota nofinidiny
Tsy andovany ny zava-tsoa
Tsy ny ety...............
Adidiko ny handray
Farango fintana
Harato izayazoko ho entina
Hamory olona ho ao an- danitra
Ny tenin'Andriamanitra
Tsy ny ety.................