mandreraka ny foko tia
niarahako taminao! eny akia
misalasala aho satria
tia ahy loatra ianao! eny akia
nefa ny fisainanao
toa mbola ao amin'ny kilalao
misalasala aho satria
tia ahy loatra ianao eny akia
nefa ny fisainanao
toa mbola ao amin'ny kilalao
ref: (x2)
mbola kely loatra ianao
kely loatra akia ka dia matahotra aho
fa raha ny ao am-poko ao
dia foiko omena anao
fa tsy haiko akia ny atao
misalasala aho satria
tia ahy loatra ianao! eny akia
nefa ny fisainanao
toa mbola ao amin'ny kilalao
ref: (x2)
mbola kely loatra ianao
kely loatra akia ka dia matahotra aho
fa raha ny ao am-poko ao
dia foiko omena anao
fa tsy haiko akia ny atao
ref:
mbola kely loatra ianao
kely loatra akia ka dia matahotra aho
fa raha ny ao am-poko ao
dia foiko omena anao
fa tsy haiko akia ny atao
ooooo.....