4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Isaky ... - Nono

Isaky ny mandalo miserana ianao
Te hiantsoantso anao aho, hiantso anao aho e
Isaky ny mijery ny masonao aho
Miha-mazava ny lalankeliko, masoandroko ianao

Fa kotro-baratra mirefidrefitra ao an-dohako ao
Ny feonao, ny teninao, ny hiranao no hirako
Tiako tiako ianao (tiako ianao)
Fa rivotra mahery mifofofofo anatiko ao
Ny tambitambinao, ny safosaofnao
Mamiko ... (mamiko)

Isaky ny mijery ny masonao aho
Miha-mazava ny lalankeliko, masoandroko ianao
Mibaradaka ny lela, mifanosika ny teny
Tena adaladala anao aho e ...

Fa kotro-baratra ...

Fa kotro-baratra ...

Partager isaky ...

Commenter isaky ...

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Nono

Suite