Oavi ry firenena
Ry olo-maro sesehena
Mifalia fa nekena
Tonga ho anao Imanoela
O ingao ny fiderana
Sy asandrato ny hosana
Mifalia fa nomena
Indro ho anao ny famonjena
(Ho foana) ahiahy adim-panahy
Tompo Tsitoha re mitahy (mitahy)
Ny fahotana be nigagana
Indro nekeny hosasana
Ary reo mpino ety antany
No handova ny fanjakany