REPOS KELY
Mba tsy ela fidona ny orana ety
Ny làlana anefa tsy mbola misasaka akory é
Fialofana tsisy, niaretana foana
Fitiavana anao no hamangivangiana
Fitiavana anao no hamangivangiana
Ref: Handeha ho any an-dafy hono
Lay sefo niasànay é
Zay nahazo repos kely é dia mba araraotina izany
Hananika havoana, hiampita kamory
’Lay vohitrareo ô, no tanànanay ( in-2)
Ny toera-nialàna tsy tàzana intsony
Tavela any ho any, nilaozana somambisamby é
Manembona anao ô, ny fo sy ny saina
Nialoha tsihitahita é hitantana anao
Nialoha tsihitahita é hitantana anao
LEVELO