mambabo ny fanahy
izay rehetra ataonao ahy
tsy hoe inona na koa hoe ahoana
ireo fakam-panahy ouh!
mahamay mandoro ka tsy tantinao
avelao fotsiny any
pont: tazoninao ny soa sy tsara
tsy mety ny hanandratsy
ref:
ho anao ihany
no hanoratako ity soratro hitoetra any aho re
ny tenanao ihany izay no ambarako
fiainana manam-petra sainonao
natao ny tsy hiteny raha misy ny tsy mety
diso in-1 in-2 fa raha izany no iainana
mananatra ny hendry aho
raha sitrakao d avelao
hilaza ny ao am-po sy saina
raha mangidy fa mamy ny miaina
pont: tezoninao.............
ref: ho anao ihany.......