1) OOO mahagaga e ry zafin-dra soa
Tampotampoka teo nanambady an'Lita
Nanjary resakin"ny ao an-tanàna e
Fa mikitika daholo ny ... sy sipa
fa nanomboka teo hono i madama kely
Niova fihetsika, niova fiteny
Tsy miresaka intsony @ akamakama ee
Fa ambaran'ny adala ny fandany zary
Dia lazainy tsy mety koa hono ny ataonay roa
Firy taona niarahana tsy misy n'inoninona
Azafady mihitsy e ry madamo zafindrasoa
Zahay mandinika tsara vao miara manidina e
PONT:
Fa raha ny andro any aloha
dia mbola izao no ao an-doha e
Hifanaja foana zahay
fa izy ankehitriny d'efa izay oa
Zahay tsy oe mamaky loha
REFRAIN:
Fa ny anao anefa zay zay zay
Rehafa izy no tandrify ny anjara tsy midify d'efa izay oa
Dia aloanay ny anay e
2) Toa azoko sary aman-tsaina sahady
Oe i Samoela efa te hanambady
Aza misy manahy ianareo mianakavy e
fa ho asaina daholo na lahy na vavy
Aza misy manahy ianareo re ry vahoaka
Fa ho tondraka be ilay vazo sy ilay toaka
Dia indreto izahay roa vonona ivady
Ianareo mianakavy mitehaka jiaby ee
PONT:1x
REFRAIN:1x
Fa ny anao anefa zay zay zay
Ory volana ....... ny fitiavana nasandratra d'efa izay oa
Dia aloanay ny anay e
Ory kintana eny ambony ampaherezo 'zay
Ivalozanao ny tany ................
Ka na ho jazz, na ho rock, fa ny tany tsy mitsoaka