Ref:Mamin'ny foko eny tena mamin'ny foko
Na hanilanao iany no tsimba ho soloiko
Eny tonga izao ny andro
Ilazako oe I LOVE YOU
Fehezam-bonikazo iray ho anao
No any mba hatolotro izao
Eny, Aza manahy
Fa vokatrin'ny fo ho anao
Ho anao tena dia ho anao
Fa androany mba te-hanotany
DO YOU LOVE ME TOO?
Ref: Mamin'ny foko...
I LOVE YOU you!!...