Hihira aho,hira ho anao
Hivazo aho ,hivazo ho anao
Fa efa manakaiky(in-2)
Ilay ora farany(in-2)
Hirahira no tsara e!(in-4)
Dia mbola ho anao(in-2)
Foana aho
Hirahira no tsara e!(in-4)
Ho anao(in-2)
Sy ho ahy
Hitsiky aho,hitsiky ho anao e
Hifaly aho,hamalifaly ny fonao e
Fa efa manakaiky(in-2)
Ilay ora farany(in-2)
Tsikitsiky no tsara e!(in-4)
Dia mbola ho anao(in-2)
Foana aho
Tsikitsiky no tsara e!(in-4)
Ho anao(in-2)
Sy ho ahy
Hirahira no tsara hozarazaraiko aminao(in-4)
Tiakotiako tiako ianao
Hoento aho hoento aho mba ho any aho
Hoentinao aiza anefa izaho
(Tonony sy feo:Ny Olombelo Ricky,Nihira:Balita)