4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izy indrindra izy - Ricky

Izy e

No fiainana

Izy e

Fifaliana

Izy

Dia fitiavana

Mozika be dia be

Tsy mety lany

Nefa izy

Izy voatery nandeha

Ireo vitany tety

Efa be dia be

Izy

Tsy hiverina intsony

Lasa lavitra be

Ivelan’ny Tontolo



* Izy e )

  izy indrindra izy e ) (in-telo)

  Izy e

  Dia fitiavana be



Izy e

Sangisangy ihany koa

Izy e

Vazivazy tsy fohy

Izy

Tambitamby tokoa

Antsoiko isan’andro

Rehefa misy manjo

Izay nomeny rehetra

Tena izy tokoa

Tsy nasiany fepetra

Fa vokatry ny fo

Ny hafatra napetrany

Ampitiavana be

Nakipiny ny masony

Lasa izy nandeha



-->*


Partager izy indrindra izy

Commenter izy indrindra izy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ricky

Suite