4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mangamanja - Ricky



Mangamanja eh Mangamanja à



Mahafatifaty mahate ho tia ianao

Tsy hanampiana tsy hanalana

Mahafatifaty mahate ho tia ianao

Mizara hazavana



Mangamanja eh Mangamanja à



Mahavariana mameno fanahy ianao

Mahate hibaby mahate hilanja à

Mahavariana manaitra fanahy ianao

Mitondra fitia ts’isy banga



Mangamanja eh Mangamanja à

Mitondra hafanana tsy mety lany ianao

Mitsabo ireo maratara à

Mitondro fitia ampy lanja

Ho an’izao tontonlo izao



Dia mahafatifaty mahate ho tia ianao

Tsy hanampiana tsy hanalana

Mahafatifaty mahate ho tia ianao

Tsy hanampiana tsy hanalana ho\\’aho



Mangamanja eh Mangamanja à

Mangamanja eh Mangamanja à



Ho’an i Fidou sy Gina any Dago.

Partager mangamanja

Commenter mangamanja

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ricky

Suite