4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mena masoandro - Ricky

Mena masoandro ny aty

Tsy naharitra aho fa niantso an-kira andry

Mandalo dia lasa tsy mety ho tamana reo tsiahy

Nantsoiko nefa nangarika ahy



Reo hirako anefa tsy ho lany

Hamangivangiko anao any

Reo tsiky ao am-poko ao tsy mety ho ritra

Fa hanaraka anao tsy haditra zaho

De hiantso anao foana zaho

Hiantso anao zaho refa mody ilay masoandro



Aza manahy intsony ianao

Tsy haharitra aho tsy maintsy ho tonga any

Fa na lavitra any aza no misy andry

Zao hira izao tsy maintsy ho tongako any



(Zay fa mazotoa daholo ry reto a! Am-pitiavana)

Partager mena masoandro

Commenter mena masoandro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ricky

Suite