4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sonaly (hira iray ho an'ny firenena) - Ricky

*   Manganohano Sonaly e!     )

    Manganohano tomany e!     )   (x4)



O! Sonaly e! (2)

Manino lotra enao tomany e! (2)

Sonaly e! (3)



Za ho’aho tomany e!

Ny zaza ho’aho tomany e!

Ny tolan’ny ababeko  avidiny e!

Ny volamenanay avoniny e!

Ny tany fiainanay ahorony e!

Marary e! marary e! mijaly e!



Zanahary tsy andrinao omaly andrasako e ! (6)



**  Tomany Sonaly (4)

      Marary Sonaly (4)

      Mijaly Sonaly (4)



° Mba handova ino

   Handova ino ho’a zahay ry Dada sy Neny

   Mba handova ino

   Handova ino ho’a zahay ry Ray amandreny

   F’ireo taninay sy ireo tanimbary

  Totofan’dry Fatsoraly Hossen

  Ireo volamena sy ireo vatosoa

  Efa lasa any andafy avokoa

  Ireo vehivavy tsara na ampy na tsy ampy taona

  Rebireben’ny vola fona



-->**

--> °

--> *

Partager sonaly (hira iray ho an'ny firenena)

Commenter sonaly (hira iray ho an'ny firenena)

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ricky

Suite