Eto ry lala no toerana (toera-mangiana)
Tsy hisy intsony ahiana
Ny fahavalon’ny mpifankatia
Efa nilaozana
Ry voninkazo manitra
Omeo ny fofonao mamerovero
Ny fofonao
Mamerovero
Ireto fo iray
Tsy mba roa tsy mba roa
Enjehin-dava re
Ka mba itsero, ka mba itsero