V->L: Mahery va re ilay ankaso?
V->L: ry fo mitaraina hoe andraso
V->L: ny didin’ilay fitsarana
ny herin’ilay fitondrana
L: Ry rariny o
V: ampio
L: fa farany e
V: anio
anton’izao
fa miandrandra anao
Ry ranomasina manonja o
moa ve dia tsy hitony
ka vetivety monja
dia tsy hitoby intsony