Efa hatrin’ny ela
no naniriny
hiara-hitafa sy handihy
fa ny fotoana 
izay nanoloana
tsy namela hiara-dia
Ajanony ny aminy 
sanatria
                refrain(2x): Izy mitady hevitra foana
                             Izaho nampanatena hoe ihaona
                             Rehefa izaho indray noho vonona
                             miandry, izy indray noho tsy eo
                             sa menatra izy eh!
Efa hatrin’ny ela 
no naniriko
Hiray lalana aminy
fa ilay foko 
mbola nohidiko
tsy hiantsampy taminy
tsy hanantona azy ho tia
                refrain(2x) 
                   sha la la la......