O mankanesa aty amiko (leader)
(ianao)(3)(bass)
’Zay miasa fatratra(3)(choeur)
f’izaho no hanome (leader)
(Anao)(bass)
Dia hanome anao fitsaharana(leader)
Ento ny jiogako,mianara amiko
Fa sady tsy miavona aho
Ento ny jiogako,mianara amiko
Fa sady tsy miavona aho
In-telo miova cle ny fihirana an’ity...miakatra evidement!