Hatrizay toe ny masoandro
ka variana teo ianao
Kilalao iasan'andro
no nihainana tao
Sao ianao manatena :ref
mbola misy no omena
Sao ianao manatena
ny ho avy jerena
tapitra eo ny hazavana
tonga saina irery ianao
Haizim-pito tsisy hazavana
Ireo sakaiza efa nandao
Nitsiky ianao
tsy nitomany fantatrao fa resy ianao
Hatrizay teo nymasoandro
ka vavarian irery ianao
sao ianao mantena;;