oh ratovo oh ,oh ralala ah
ry malala , sombinaiko
avelao , efa vita izay
mamela ny hadisoko sombiny aiko
fa mandatsa hoy aho
avelao , oh avela
ny hadisoako , ny hadisoanao
avelao , afa didy izao
mamela ny hadisoako sombinaiko
fa mandatsa hoy aho
ny voady anio mifanao varomaty
ry ilay sarotra afoy
ny fitia izay voa-porofo
dia voalamena tsy mba miofo
raha hatsipy anaty afo
feno sy mitafotafo
ry tiako sombin’ny aiko
tiako ny fitia izay voaporofo
dia volamena tsy mba miofo
raha hatsipy anaty afo
feno sy mitafotafo