4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ady sarotra - HERMANN

Ady sarotra no hodiavina amin’izao

Ady mafy sy mavesatra tokoa

Tsy maintsy ho zakaina sy hiaretana

raha te handray lay fiadanana izaho sy ianao





tsarovy fa amin’ny fahoriam-be tokoa

no hidiranao amin’ny fanjakan'ny lanitra

sahia mijoroa

Hatreho zay eo aloha

Antsoy Jesoa fa ho mpandresy ianao



Ny rivotra mahery

Toa mampivadi-po

Ny làlana mihasarotra tokoa

Kanefa dia matoky Ano ho andry hiankinako

Arovy aho ambany elatrao

Partager ady sarotra

Commenter ady sarotra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe HERMANN