4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aingam-panahy (hiverina) (niainah - Poutaxhs)

Aingam-panahy hafa hafa

No nanosika ity tanako ity

Hamoronkira ho an-ndry

Mahatsiaro ny andro lasa aho

Niarahana nifankatia

Natao hoe ho doria



Tiako e!!!tiako an!!!

Hiverina indray e ilay fitia

Tiako e!!hiverina indray e!!

Na dia atao aza hoe

Androany ihany akia

Na tsy hitihy intsony

Rahampitso maraina e!!!



Enga anie mba ho tanteraka

’Lay faniriako hatram’izay

Ny hifanentsika indray

Ny anaranao tsy adinoko

Miraikitra ao am-bavako ao

Satria tiako ianao

Partager aingam-panahy (hiverina) (niainah

Commenter aingam-panahy (hiverina) (niainah

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poutaxhs)