4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza manahy - Ahibano

Aza manahy izany havako izany

Aza manahy f’izaho eto ihany

Raha reraka ny aina trotraka ny saina

Mitrakà f’aza malaina



Na dia kely aza aho, tsy mampaninona izany

Fa vonona aho ny hanampy anao hatrany

Izay kely mba vitako hanavotako anao (2)



Raha misy ny hakiviana dia ialao sao dia mandreraka anao

Lehilahy ny tena k’aza mitanondrika foana

Atreho ny adidy manoloana

Partager aza manahy

Commenter aza manahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ahibano