4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ndeha hitory - AMAFI Akon' ny fiderana

Taona maro izay no niantson’i TOMPO anay

hivondrona iray  noho ny asanytao anefa ireo

fisedrana maro be, fanenjehana ,fanarantsiana

nefa raha tsy teo, ianao Jeso, dia potika sy rava

ilay fitoriana



      Mbola lavitra ireo làlana aleha

      koa mangataka ny fitatananao

      mba tsy ho menatra eny tsy ho ketraka

      eo anatrehan’ireo asa ireo  

      tanjona iray no ho tratrarina dia ny

      hampihely ilay famonjena vitanao

    

Ankehitriny izao dia vonona aho ny andeha

hitory ny filazantsara n’aiza n’aiza aleha

vonona hijoro sy ho fanilo fahazavana

eo anivon’ny fiaraha-monina,  

eo anivon’ny mpiara-belona

eo anivon’ny firenena

hatramin’ izao TONTOLO  IZAO

                      

                          AMAFI  Akon’ny fiderana        

               nalefan’i Hajalee sy èugene

Partager ndeha hitory

Commenter ndeha hitory

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AMAFI Akon' ny fiderana