4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Miandry anao - Anyah

mahatsiaro manirery, ka tsy hita izay hatao
ny saiko toa very, manjary lasanao
d lasa ny fisainana, tsy voatàna intsony
mangidy ny fiainana, rehefa tsy eo ianao

teo vao tsapako tokoa, fa tena tiako ianao
mila hivoaka izany fo,raha vao mahita ano
d lasa ny fisainana,tsy voatàna intsony
rahoviana no hihaona, rehefa tsy eo ianao

miandry anao,'zah mbola tia anao
miandry anao,miandry anao
miandry anao,fa dieny ety an-tany
miandry anao miandry anao
miandry anao *4

mino aho fa mbola hiverina ianao 'ndray andro any
hiaraka indray hanoy 'zay tsy vita tany aloha tany
miverena fa miandry anao eto foana aho
fa raha toa ka tsy hiverina intsony ianao
MIANDRAY ANAO...

Partager miandry anao

Commenter miandry anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Anyah

Suite