4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Babo (aina et tovo j'hay - Lohateny ny hira BABO)

Am-pelatananao,ho avy re ny aiko

Ny anaranao ho hajaiko,finidy silak’aina

Efa babo tokoa,henika ny fo



Eo antratranao eo no maha mety ahy

Eo no misy hafanana hiaro ahy



REF:raiso ho anao

       fiaraha-matotra tsy miova intsony

       ilay fitia madio bo topoiny

       efa niara-nizara eny anjara

       ny ao am-po hanambara



Efa babo tokoa,henika ny fo,o!o!o!

Eo anilanao eo,no maha tsara ahy

Eo no tsisy ahiahy ny fanahy



REF:.................anjara



o!o!o!o!o!

Zay rehetra dia foiko mba



REF:.......................

Partager babo (aina et tovo j'hay

Commenter babo (aina et tovo j'hay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lohateny ny hira BABO)