4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Babonao - Ny hasina

tsy ampy angamba ny fiteny
sy ireo voalazako ho mbieny
fa tena tia anao an aho
toa tsy ho aiko ny handao
efa feno lotra anao aho
toa mitombo hery hatrany
ny omaly resin' ny androany
ny hany tsapako dia izao
dia tsy misy tahaka anao
hadinoko izao rehetra izao

ref: babonao ny foko
fa babonao, efa babo tsotr'izao
inty aho anjakao, hafoiko anao
ny amiko, ho meko anao

ny ady ady indray indray
toa manafana indray lay fitiavana
fa tena ory sy mijaly
dia aleoko mintsy tsy hary
raha sanatria ianao tsy ho ahy

ref: babonao ny foko ......

Partager babonao

Commenter babonao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny hasina