4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Beurk - Agrad-skaiz

DIN! marikoriko ty ko mba voretra
makota fiainana tsy mitovy am'rehetra
tony mitsy ngamba 'lay fahavalon'ny JIRAMA
fady rano! mampiantso vonjy zama
tsy mba atao fanao ve hoe refa avy any am wc de mba mandalo robinet
fa tsy hoe tanana avy nisikotra orona sy sofina
no oentina eny ambony latabatra hahakofina
tsy aiko fa zay no koboko ry namana
mandefa rivotra izy eo ampisakafohanana
am'zay otran fofo-patimboalavo
refa mba tenenina izy, izy ndray no ravoravo
masosotra sady mapalaelo
jereo 'ty izy sady minana no misikotra tain-delo
beurk tena matsiravina, tsy maha inakanina eto mitsy aho fa efa savona
aleoko mitsy miala vetivety
fa ny iafarany 'ty torahako ny forisety
ty mitsy no tena beurk fa aza be monomonona
malagasy oa tsika de mila miara miay miara monina

REF: ça c'est dégelasse!
nefa tsy olonkafa io fa malagasy
be tsikoko io na be parasy
BEURK BEURK BEURK BEURKK (*2)

misy fofona hafahafa zanih!
tsy lavitra fa eto akaikiko ihany
misy fofona hafahafa 'zanih
tsy lavitra fa eto akaikiko ihany

hono oa: lafo ve ny rano sa ianao mitsy no kamo
telonjato fotsiny dia efa mahazo alamo
de ndana mba misasa
omano ^**** manja2 fa ny fofokelikao nge ka mahafaty lalimanga eh
za zao voan'ny sery nefa maheno
receveur ah! tero 'lay frais' ko avereno
fa lasa adala eto aho ra mbola zao foana no hitohy
sady ny lalantsika mbola lava be fa tsy efa fohy
jere 'lé sipa fa nando, DIN! shh vomay zao zah harary andoha
misy zandry kely ato tsy mahataty secousy dé mkaka akilaoty
jereo tsy manao couche
ANDREKAKO OH! fa loza inona ary ty
marikoryko ny am'ny akavanako, otrizay ko ny akavy
(tsy leh! nareo hoa aza miseo sensible fa refa tsy hitaingina dia midina)

REF: ça c'est dégelasse!
nefa tsy olonkafa io fa malagasy
be tsikoko io na be parasy
BEURK BEURK BEURK BEURKK (*2)

misy fofona hafahafa zanih!
tsy lavitra fa eto akaikiko ihany
misy fofona hafahafa 'zanih
tsy lavitra fa eto akaikiko ihany

de gaga ianao fa hatraty am'restaurant
mbola ahitana olon-debe dégouttant
manao fihetsika afa2 tsy mba menatra
fafany am'ny akanjony ny molony feno menaka
beurk! zany ve tsy ampi degôbah!
olona mba nianatra mahalala microbah
aza raisina hoe zany y parady ah afaka sorohana io raha vonona ino hiady
manomboka any anaty bus , hatraty ampianarana
saiky torana mihitsy aho vao niditra ny varavarana
fa tonga ndrai 'lay fofona am'lay mapandositra
ny iafaran'ty bandy ty ngamba omeko anaram-bositra fa tsy laitra
manimba an'lé couche d'ozone
ballon d'or leri, ra bolina kitra :from
zah tsy hoe madio tsisy pentina
******************
REF: ça c'est dégelasse!
nefa tsy olonkafa io fa malagasy
be tsikoko io na be parasy
BEURK BEURK BEURK BEURKK (*2)

misy fofona hafahafa zanih!
tsy lavitra fa eto akaikiko ihany
misy fofona hafahafa 'zanih
tsy lavitra fa eto akaikiko ihany

#Anjian
(désolé pour les ******* c'est que je ne connait pas )
peace

Partager beurk

Commenter beurk

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Agrad-skaiz