4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Bonjour madame la gitara - Razilina

Bonjour (5) madame la gitara

Bonjour (3) zay tiako tsy mizarazara

Bonjour (2) ka manahoana

Bonjour (3) zarantsika aza mba tafahoana



Bonjour Ra-harmonie

Notolorako ny tena fitia

Tsy azo nentina hanaraka mantsy

Zany no tsy anaovan-dratsy

Bonjour Ra-mandoline

Dite Ra-Zôzôfine

Fantatrao fa ny andro zao ririnina

Ilaina ianao solon’ny kininina



Ka manahoana ary izao, zato ianareo

Inona ary ny vaovao

Zao zany, zao zary misento toreho

Raha vao lavitra kely anareo e !



Bonjour ...



Bonsoir (5) madame la gitara

Bonsoir (3) zay tiako tsy mizarazara

Bonsoir (2) ka mandrapihaona

Bonsoir (3) any an-danitra indray tsika mihaona !

Partager bonjour madame la gitara

Commenter bonjour madame la gitara

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Razilina