4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izao retsy - CARSON

Izao retsy a, aza mitomany

Fa izaho, izaho eto ihany,

Izao etsy a, fafao ny ranomaso

Fa ny tany tsy ilaozan'ankaso.



Izao retsy a, aza kivikivy foana

Fa mbola, mbola ho avy ilay fotoana,

Izao retsy a, izay hitondra fitsikiana

Hivimbina fifaliana.



Izao retsy a, izany no fiainana

Ka tsy misy hitarainana,

Izao retsy a, ao ny ratsy ao ny tsara

Ka samia mizaka izay anjara

Partager izao retsy

Commenter izao retsy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe CARSON