MBOLA TIA (Charles Martin) Kaiamba tena izy
I. (x2)
Efa ela bé izay no tsy nahitako an'azy
Malahelo anie aho Manimanina ê
Nefa atao ahôana moa mbbola ho avy ny andro iray
Na ho éla / na ho haingana /
Tsy maintsy mbola hihaona
Refrain:
(x2)
Satria mbola tiko ianao
ka tsy haiko ny hanadino anao
Mahatsiaro anao fôna izaho aty ê
Na andro na alina
(x2)
Äja malahelo anao ngah'ê Zaho mbolo ho avy ê
Satria mbola tiako ianao ty ô // tiako ô
(interlude)
II. (x2)
Tsy mandry ny eritreritro fa any amin'azy ê
Mahatsiaro ny fiarahana andro amn'alina
Mafy arô zalah itony élagnélantany ê
Na izany // na tsy izany //
Tsy maintsy mbolo ho avy.
Charles Martin (Mananjary)