4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Dada malala - Patty

E izany fahiny

Dia ho nofiko ve ny fahiny

Diavola-mazava re anilan’i Dada sy Neny

  Ry rivotra ambadiky ny ala

  Mba any ve Dada malala

  Lazalazao re fa manina azy aho izao



Dada malala tsy foiko indrindra

Lazalazao re fa manina azy aho izao



  Ry rivotra ambadiky ny ala

  Mba any ve Dada malala

  Lazalazao re fa manina azy aho izao



E ry volana ambony

Ny lasa tsy hiverina intsony

Ireny sedram-pihafiana ireny e

Mitsaika tsy maty ao am-po

  Ry rivotra ambadiky ny ala

  Mba any ve Dada malala

  Lazalazao re fa manina azy aho izao



Dada malala tsy foiko indrindra

Lazalazao re fa manina azy aho izao



  Ry rivotra ambadiky ny ala

  Mba any ve Dada malala

  Lazalazao re fa manina azy aho izao

Partager dada malala

Commenter dada malala

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Patty