4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Dia lasa ianao - Firmin

Dia lasa ianao, fa tsy tamàna

Dia lasa ianao, nandao ity tanàna

Dia lasanao, ’lay hafanana

Tsy navelanao, ’zaho irery niala fa...

Efa nataoko ihany ny hisakanana ano,

F’ianao tsy nety hatr@izao



           Ref.: Tampoka be ny nandehananao

                    Rehefa vita izay natao

                    Izao mitapify mbola tia

                    K’aza avela toy izao

                    Izaho ’lay mbola ankafy

                    K’aza ilaozanao @zao



Ny ranomaso miangona

Namela ratra tao am-po

Ka ny ho avy malomaloka

Fa nilaozanao, mba ho aiza moa

Ka ny tomany sy ny halaheloko

Ho any @iza, ho hateriko



                 Ref.: ( 2x )



                

Partager dia lasa ianao

Commenter dia lasa ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Firmin