4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Dimbaka kely - Lolo sy ny tariny

Nampahonena ilay dimbaka kely
Fa tsy mba toy ny zaza toa azy
Tsy nankafy tandrimo na kanety
Fa nankafy ny fangalam-piery

Fangalam-piery hafa²
Fangalam-piery hafa²
Ny azy anie

Nentiny ny ankizivavy
Hianatra ny fangalam-piery
Nefa dia nahay sahady
ity   kilalao tsy nisy mpijery

Fangalam-piery hafa²
Fangalam-piery hafa²
Ny azy anie

(Kely anie izy)²
kely anie izy dia efa veta² be
(Kely anie izy)²
kely anie izy dia efa veta² be.

Partager dimbaka kely

Commenter dimbaka kely

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lolo sy ny tariny

Suite