Ry Tompo (2)
Omeo hery aho
Ho entiko "hanompo" (2)
Ny anaranao
Fa ny fakam-panahy
Mbola mananontanina ahy
Ny fitiavan-tena mamenatra jerena
Vonjeo aho ry Tompo
Ry Raiko (2)
Omeo torimarika
Ny saiko (2)
Mba tsy ho mora voasarika
Hanao zava-tsy mendrika
Izay mety handrendrika
Fa hanao ny tsara mba tsy ho ratsy fiafara
Matoky anao ry Tompo
DADAH