4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hifandao - Datl

Tonga ilay andro hifandaozana indray

Raha handeha any ho any

Handeha any lavitr`

Any fotoana iray mbola hiaonana indray

Hanoy ireo lasantsika

Dia ny hira sy mozika

  Hiaraka foana isika

  Kilalao tsy ho vita

  Hiverina eto indray any

  Lalao mozika

  Filalaontsika

  Ainam-panahy

  Ho ahy sy ho anao

  

Atolotra hoan`ny Banby akama"M`boutah"

TOKY

Partager hifandao

Commenter hifandao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Datl