Ireo ndre atao disco, ny aty ndreky afindrafindrao o
Ny aty
Tsara ny rythme reggae, fa tsy ambanin’izegny ny salegy
(Ny aty, ny aty)
zegny ny aty
(Ny aty, ny aty)
ooo
Ireo mitady fandranahagna, ny aty mitady fahafahagna
Ny aty
Ny aty ndre farafara dia, tsy hivaro-tegna sanatria
ooo
(Ny aty, ny aty)
zegny ny aty
(Ny aty, ny aty)
ooo
Te ho ambony ny aty, ka tsy maintsy magnaniky
Ndre maro ny fahavalo, ndre maro ireo fandriky
Nefa ny aty tsy mba hivadiky
(Ny aty éé)
zegny ny aty
(Ny aty éé)
Tsara ny aty
(Ny aty éé)
Salegy ny aty
ooo
Mitsangana zanaka malagasy,
Hitsinjaka saleginao, ndreky saleginakahy
(Tsara ny aty, tsara)
(Tsara é salegy, tsara)
(Tsara gasikara, tsara)
(Tsara é ny aty, tsara)
Ireo ndre mahery miady, k’aza atao aty azafady
Tsy aty
Ireo ndre maro raha hay, fa mbola ho avy ny anjaranay é
Ireo ndre atao disco, ny aty ndreky afindrafindrao oo
Ny aty
Tsara ny rythme reggae, fa tsy ambanin’izegny ny salegy
(Ny aty, ny aty)
zegny ny aty
(Ny aty, ny aty)
ooo
Te ho ambony ny aty, ka tsy maintsy magnaniky
Ndre maro ny fahavalo, ndre maro ireo fandriky
Nefa ny aty tsy mba hivadiky
(Ny aty éé) Zegny ny aty
(Ny aty éé) oo Tsara ny aty
(Ny aty éé) Salegy ny aty
(Ny aty éé) o Tiako ny aty
(Ny aty éé) Ninakahy ny aty
(Ny aty éé) oo Tsara ny aty
(Ny aty éé) Tsy amidiko ny aty
(Ny aty éé) Tsy atakaloko ny aty
(Ny aty éé) o Salegy ny aty
(Ny aty éé) Tiako ny aty
(Ny aty éé, ny aty éé)