4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ity nimeronao - Delphin

Fahoriana, fijaliana

No nandaozako anao ry malala

Notapahin’ilay anjara ny fitiavako

Lehe hanohy fianarana, any ivelany aho ry malala

Mbola tia anie, ny foko dia ho lasa adala



Ref:

Ity nimerô raha mahatsiahy

Telefôneo amin’ity cheri

Na ny marain-tsy hariva, tsy hanadino anao ny aty

Malala ô,

Azafady mba ajanony aminakahy e sarintsika roa igny e



Ranomaso no nosotroiko

Raha nandao teny antseranan-tsambo

Manantena aho fa mbola hitohy ny antsika roa

Na ho ela, na ho faingana tsy maintsy andrasako ihany

Mafy anie ny anjara ety an-tany



        Ref



Mijanona anie ry tiako raha alahelo no handaozanao ahy

Fa mahavelona antsika ny karamako

Ny peratra sovenira, avereno amin’ny tananao a

Malala ô, mijanona raha azo atao



Ref

Partager ity nimeronao

Commenter ity nimeronao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Delphin