4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mandehana - Dillie

Efa ho taona maro izay no niandrasako anao

Efa ela ihany izay fa toa tsy nampiraika anao

Hany hery azo hatao dia ny mandao anao



Nanantena valiny aho

Tsy taratasy nalefanao

Dia ho sahinao sahady ve

Ny hanadino ahy

Dia noravanao

Ireo toky maro nomenao ahy

Noravanao

Fa tsy ho ahy intsony ianao



Hany hery azo atao dia ny mitso-drano anao

Tsy hanantena anao intsony hanadino tsotra izao

Mandehana lasa ianao raha izay no sitrakao

Partager mandehana

Commenter mandehana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dillie