4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy irery ianao - Dillie

Tsy irery ianao raha any alavitra any

tsy irery ianao fa mbola misy olona

mahatsiahy anao isan’andro

mahatsiaro foana ny endrikao

manisa lava ny andro

mba hihaona indray aminao



REF: tsy irery ianao f’aza mitomany

        o o o tsy irery ianao f’izaho mbola eto ihany



Tsy ela toy izany izay teny hafatsika

ka ny elanelana tsy hanova ny foko efa

miaro anao isan’andro

mbola miaro anao amin’ny ankaso

hanome ny masoandro

mba tsy hanariany izay lavitry ny maso



ka mino aho na ho ela aza hahita anao (x2)



REF:.........



fa mino a na ho ela aza ahita anao (x2)

Partager tsy irery ianao

Commenter tsy irery ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dillie