4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza avela ho nofy - Dinah

Tiako ianao matoa aho nanaiky ho tatananao atrizao
Tiako ianao matoa aho tsy nadaha ny ho fidianao madrakizao
Tiako ianao matoa aho nanaiky ho tatananao atrizay
Ieeeee
Tiako ianao matoa aho tsy nadaha ny ho fidianao madrakizao
Refrain x2
Aza avelanao ho nofy fotsiny any zany
Aza avelanao ho ranomaso no ianako eto antany
Sitrakao fenoy fitiavana nao sy izay tiako
Fa hoa asambarana no iarahana aminy ity tany ity

Fianako de feno asambarana rehefa eo ianao
Tsy ho nofy intsony fahasambara tsika rahatrizay, rahatrizay

Refrain x2

Partager aza avela ho nofy

Commenter aza avela ho nofy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dinah